|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  isaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Manan-kevitra hoe "amin' ny fotoana miverimberina" na "an' ny tsirairay" na "samy... rehetra" ka ny fampiasa azy ireo dia toy izao:
-- Isaka no ampiasaina eo alohan' ny "izay": Isaka izay miteny izy dia diso
-- ny isaka dia tonga isaky eo alohan' ny mpanoritra anarana: Isaky ny zoma / Isaky ny miteny
-- na lasa isan' eo alohan' ny anarana tsisy mpanoritra: Isan-jomà, isan' alina, isan' olona
[1.1]
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)6  isaka
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  9  (la racine saka, très ancienne, a beaucoup perdu de son usage ; c'était l'action de cueillir au sens le plus large. On la retrouve dans l'expression misaka-hazandrano : capturer à la main des poissons ou d'autres petites proies ; et aussi dans le mot sakafo, aujourd'hui : le repas ; jadis le produit de la cueillette saka qu'on avait passé au feu : afo). Nom donné à plusieurs plantes dont les feuilles ou les bourgeons étaient cueillis pour des fins alimentaires. [1.196]
10  Kalanchoe grandidieri Baill. (Crassulaceae). Les feuilles charnues, gorgées d'eau, étaient consommées en période de disette. [1.196]
11  Poivrea grandidieri (Drake) H.Perrier (Combretaceae) : les graines, riches en matières grasses, étaient consommées en cas de disette. Aujourd'hui, on les administre plutôt aux enfants comme vermifuge. [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)13  Isaka
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  15  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  16  Isaac [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  17  Isaac [2.996]
Tovy hevitra  18  isaaka, isaaka
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  19  Toko sy andininy momba Isaka
Tsanganana sy sary iray takila  20  Fitanisana

Fivaditsoratra  21  akisa, asika, isaka, kasia, saika, sakia, siaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31